| Entry | 1 mananotena |
| Elementary words | 2 manano, 3 tena |
| Part of speech | 4 adjective |
| Explanations in Malagasy |
5 Olona miahy tena irery, mikarakara tena irery, olona tsy manambady
6 Vehivavy maty vady: Ampio ny kamboty sy ny mananotena [1.1] |
| Explanations in French |
[manano tena]
7 veuf, veuve, célibataire
[1.3] |
| Examples |
8 Zanaky ny manano tena, tsy ory tsy manana, saingy mpiasan' ny tranombarotra ngeza iray teto Toamasina izy
[2.5]
|
| Updated on 2025/10/11 |
|